|
|
|
|

Entrée1  fitsofohana
Radical  2 tsofoka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fidirana ao anaty zavatra ka etiety ny fidirana ao: Ny fitsofohana ao anaty zohy. / Ny fitsofohan' ny tongotra ao anaty kiraro.
5 Fisisihana: Ny fitsofohany tao anatin' ny vahoaka no tsy nahitana azy.
6 Fiditridirana amin' ny zavatra mikasika ny sasany, fitsabahana: Tsy rariny izao fitsofohanao amin' ny raharahan-tokantranonay izao. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12