| Entrée | 1 atsofoka |
| Radical | 2 tsofoka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very.
5 Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao. 6 Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 2 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|