|
|
|
|

Entrée (1/3)1  N  ~  n    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3 Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy
4 Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Explications en français  5 Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache et la dizième des consonnes. [1.3]
Analogues  6  abidy
Tableaux et planches  7  Les alphabets
Article  8 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
10 

Entrée (2/3)11  -n-
Partie du discours  12  particule [Liste complète]
Explications en malgache  13 Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy izao izany: atovana amin'ny anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon' olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1]

Entrée (3/3)14  N    
Partie du discours  15  nom (symbole)
Explications en malgache  16 Azôty na nitirôzenina. Singa mietona, fahafito amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  17 nitrogen [3.1]
Explications en français  18 azote [3.1]
Vocabulaire  19  Chimie
Tableaux et planches  20  Table périodique

Mis à jour le 2025/12/08