| Entrée | 1 mitsofoka |
| Radical | 2 tsofoka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miditra ao anatin' ny...: Nitsofoka tamin' io trano io izy.
5 Misisika: Nitsofoka tao ampovoan' ny vahoaka ilay mpangalatra dia tsy hita intsony izay nalehany. 6 Miditra, mitsabaka: Aza mba mitsofoka amin' io raharaha io ianao sao ho sahirana. [1.1] 7 miditra lalina. [1.13] |
| Explications en français |
8 pénétrer, s'introduire.
[1.13] |
| Exemples |
9 Tsy sahy nitsofoka elakela-trano loatra izahay roa lahy fa malaza ho tia tsatok' antsy ny Somaliana.
[2.471]
10 Izay tsy te hanao izany, dia mitsofoka haingana any an-trano, na mandositra lavitra nylalana raha any an-tsaha. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|