Entrée tsi~
Partie du discours préfixe [Mots avec tsi~]
Définition malgache tovona mahatonga ho anaran-javatra na toetra rehefa atao eo alohan' ny fototeny voalohany: Tsikoko, tsilaiko [Rajemisa 1985]
Définition anglaise prefix forming secondary "themes"" (roots), as: tsingerina (herina), a return to the point of departure [Hallanger 1973]
Morphologie 
tsi~
tsim~
tsin~

Entrée tsi~~
Partie du discours préfixe [Mots avec tsi~~]
Définition malgache a) Tovona fanao eo alohan' ny anarana verindroa sasantsasany ka enti-milaza fanahafan-javatra, fa kelikely kokoa, mitovy amin' ny ki~~: Tsitranotrano, tsivarivary
¶ b) Tovona fanao eo alohan' ny teny milaza isa atao verindroa, ka enti-milaza isan-tokon' io isa io avy: Tsidimidimy (mandeha isan-tokony dimy avy), tsifolofolo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise prefix forming secondary roots with the meaning, so many at a time, as: tsiroaroa (roa), two at a time [Hallanger 1973]
Définition française préfixe formant, comme ki~~, des racines secondaires: tsitranotrano, de trano, maisonnette (dans les jeux d'enfants). -- Avec les dix premier nombres et zato, arivo, alina, redoublés, indique la distribution, la division: Tsirairay (Un à un) ~ Tsiroaroa (Deux à deux) ~ Tsizatozato (Cent par cent) ~ Tsiarivoarivo (Mille par mille) ~ Tsialinalina (Dix mille par dix mille) [Abinal 1888]

Entrée tsi-
Partie du discours forme morphologique du mot tsy
Exemples 
1Ny famatoran'ny fiainan-tsi-hita [Baiboly: 10:022:006/2 Samoela 22:6..]
2Lasan' iny izay ratsy aman-tsi-soa! [Callet: Tantara, page 219]
3ilay Rimona koa, ka diso tsi-fidiny izy. [Randzavola: Baiboly, page 195]
4Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [Andraina: Mitaraina, page 148]

Entrée tsi-
Partie du discours forme morphologique du mot tsika
Mots composés, titres, noms 

2017/06/30