Entrée tsifolofolo (folo)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Enti-milaza filaharana na fanokoana folo folo avy: Natokony tsifolofolo ireo voanjo kely namidiny [Rajemisa 1985]
Définition française dix à dix [3.1]
Exemples Nangalana ny ankilany sy andaniny,
Dia nasesy samy tsifolofolo hatrany
[Andraina: Sahabe, page 3]

2015/03/15