|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tanana
Radical  2 tana
Partie du discours  3  participe
Explications en malgache  4 Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao.
5 Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita.
6 Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa.
7 Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo. [1.1]
Explications en anglais  8 to be seized, to be held, to be grappled; to be charged. [1.2]
Explications en français  9 qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde. [1.3#664]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14  4 combinaisons de ce mot
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)16  tanana
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18 Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo.. [1.1]
19 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens).
20 Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc.. [1.1]
Explications en anglais  21 the hand.
22 the forelegs of quadrupeds. [1.7]
Explications en français  23 la main, les mains. [1.3, 1.8]
24 les pattes de devant chez les quadrupèdes. [1.3, 1.8]
25 les manches des habits, etc.. [1.3]
26 main, manche, rayon. [1.5]
[tañana] 27 main. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  28  Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472]
29  Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471]
30  Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470]
Morphologie 
31  Simple :
Dérivés 
Adverbes :
Vocabulaire  33  Biologie 34  Zoologie: (en général)
Holonyme 
Méronymes 
Co-méronymes 
Tous les mots composés  53  133 combinaisons de ce mot
Proverbes  54  Proverbes contenant ce mot
Article  55 Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Entrée (3/3)56  tana
Partie du discours  57  nom
Explications en malgache  58 Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra.. [1.1]
Explications en anglais  59 a town, a city (written with the accent). [1.7]
Explications en français  60 ville, village (s'écrit toujours avec l'accent). [1.8]
61 ville, village. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  62  eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131]
63  nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324]
Morphologie 
64  Simple :
Vocabulaire  65  Géographie: (en général)
Tous les mots composés  66  27 combinaisons de ce mot
Proverbes  67  Proverbes contenant ce mot
Article  68 Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Anagrammes  69 Natana, 70 tanana, tanàna

Mis à jour le 2025/11/10