Entrée tangena
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry fantatra indrindra amin' ny voany mangidy, izay nampiasaina fahagola hitsarana ny olona voapanga ho mpamosavy tamin' ilay fomba atao hoe fampinomana (Thanginia venenifera) [Rajemisa 1985]
 poizina avy amin'ny zavamaniry ampisotroina ny olona voampanga mba hitsarana azy [SLP 1986]
Définition anglaise a shrub whose fruit ws formerly used as an ordeal to test the innocence or guilt of an accused or suspected person. Tanghinia venenifera, Poir. The word is also used provincially for other ordeals. [Richardson 1885]
 a fruit formerly used for the ordeal by poison [Hallanger 1973]
Définition française fruit vénéneux employé autrefois pour l'ordalie [Hallanger 1974]
Définition française tanguin [SLP 1986]
Vocabulaire 
Nom scientifique Tanghinia venenifera
Dérivations 
Exemples Tsy namoiziko ho tangena hahafaty ahy, lahy, ireo heloko nataoko fahiny! [Andriamalala: Ranomasina, page 27]
Citations 
Illustrations 

2014/09/02