Entrée fampinomana (inona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka [Rajemisa 1985]
Définition française  [Merina] (de minona : action de boire le tangena, de se soumettre à l'ordalie). Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le tangena, Cerbera venenifera Steud. (Apocynaceae). On distinguait deux sortes d'épreuves : fampinomambe et fampinomana andavanandro. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Exemples 
1Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja. [Randriamamonjy: Tantara, page 509]
2Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy. [Rabary: Daty, page 263]
Citations 

2019/08/17