Entrée minona (inona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [Rakotosaona 1972]
 Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
minona
ninona
hinona
minòna
Citations 

Entrée minòna (inona)
Partie du discours impératif du verbe actif minona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/05/02