|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tampina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  Voasarona, mikombona, voakombona: Ela ny ela ka tampina ilay vava fery
Voatsentsina ka manjary feno ny loaka na ny lavaka: Tampina haingana ilay loaka tamin' ny lakana ka tsy niditra firy ny rano
Misy zavatra misakana, ka tsy afa-mandeha na mivoaka ny rano na ny rivotra, fempina: Tampina ny lakandrano
Zavatra entina manentsina ny hirika, ny loaka: Niala ilay tampina natao tamin' ny varavarankely tsisy fitaratra ~ Asio tampina ity akanjo ity fa loaka [1.1]
Explications en anglais  4  plugged, corked [1.7]
Explications en français  5  bouché [1.3#662, 1.8, 1.13]
6  obstrué [1.3#662, 1.8]
7  fermé
ce qui bouche, obstrue, un morceau d'étoffe servant à boucher le trou d'un habit, action de boucher: Asio tampina ity pataloha ity, fa loaka (Mettez un morceau d'étoffe à ce pantalon pour boucher ce trou) [1.3#662]
8  fermé, cicatrisé en parlant d'une plaie
(de tampina). Nom d'une plante qu'on applique sur les blessures pour en faciliter la cicatrisation. Voir aussi tampinangatra. [Sakalava, Tsimihety] [1.196]
Exemples  9  Rahefa tampina ny masoko, dia nandeha indray ny fiarakodia. [2.471#57]
10  Izany fitafiana rehetra izany, na ny ambony na ny ambany, dia samy nisy tampina avokoa. [2.4#67]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  22  Santé
Analogues  23  tsentsina

Entrée (2/2)24  tampina
Partie du discours  25  nom
Explications en français  26  [1.196]
Vocabulaire  27  Botanique: plantes médicinales

Anagrammes  28 mpitana, 29 tampina

Mis à jour le 2025/09/19