| Entrée | 1 tsentsina |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy.
4 Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano. 5 Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana. 6 Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay. 7 Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona.. [1.1] |
| Explications en français |
8 bouché.
[1.13] |
| Dérivés |
|
| Analogues | 28 tampina |
| Tous les mots composés | 29 12 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|