| Entrée | 1 mitampina |
| Radical | 2 tampina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra?.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be plugged, to be corked.
[1.7] |
| Explications en français |
6 être bouché, obstrué.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 10 mitampim-bava |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|