Entrée salama
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy marary, tsy marofy.
Mitovy hevitra: bolangina ~ finaritra ~ seheno ~ soamadina ~ tsara fanahy ~ tsy maninon-tsy maninona ~ tsy marofy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise well, healthy [Hallanger 1973]
Définition française qui est en bonne santé [Abinal 1888]
 bien portant, en bonne santé [Hallanger 1974]
Dérivations 
Synonymes salamalama
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 58]
2Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina, ary angamba, araka ny filazany, hanaraka azy koa Ineny [Andriamalala: Ranomasina, page 43]
3Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza. [Andraina: Mitaraina, page 161]

Entrée salama
Partie du discours interjection [liste complète]
Définition anglaise [Arabic salam] how do you do? [Hallanger 1973]
Définition française [arabe salam] salut! bonjour! [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 

2012/07/11