Entrée fahasalamàna (salama)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   the state of one's health; good health [Hallanger 1973]
Définition française   santé [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   paix, bonheur [Abinal 1888]
Exemples  
1Manao ahoana ny fahasalamana? [Andraina: Mitaraina, page 174]
2Fahasalamana tsy haha ory azy. [Ndemahasoa: Antakay, page 44]
3ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana; [Rabemolaly: Fary, page 197]
4Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy. [FOFAFIPE: Rosovola, page 112]
Vocabulaire  
Synonymes   hasalamàna
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/11/05