|
|
|
|

Entrée1  tsy maninon-tsy maninona
Mots élémentaires  2  tsy, 3  maninona
Partie du discours  4  adverbe [Liste complète]
Explications en anglais  5  nothing at all, all right [1.2#290]
Explications en français  6  cela ne fait rien, il se porte bien [1.3#281, 1.5#155]
Exemples  7  ka nony nisava ny setroka, dia indro teo ihany izy : tsy maty, tsy naratra, fa velona tsy naninon-tsy naninona. [2.69#25]
8  Aza matahotra foana, fa tsy haninon-tsy haninona hianareo [2.69#63]
9  Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka. [2.558]
10  Na inona na inona atao izany dia ahazoan-tsiny, kanefa raha tsy manao na inona na inona dia azo lazaina amin' ny fiteny ankehitriny hoe "tsy haninon-tsy haninona" [2.285#318]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :

Mis à jour le 2025/09/12