Entrée sakave
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Volana fahafolo amin'ny taona [1.78]
  [Taisaka] Anaran'ny volana fahasivy amin'ny taona, tonontaona maina,
maintany [1.78]
  [Bara] Anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jolay [1.78]
  [Tanosy] Volana fahasivy amin'ny taona [1.78]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31