| Entrée | 1 rava |
| Partie du discours | 2 participe |
| Explications en malgache |
3Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa.
4Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay. 5Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao. [1.1] |
| Explications en anglais |
6ruined, destroyed.
[1.7] |
| Explications en français |
7démoli, détruit.
[1.8] |
| Exemples |
8 Tsy ela dia rava ny trano;
[2.470]
9 Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 29 ambonyambany, 30 fongana, 31 levona, 32 miongana, 33 mirodana, 34 rota, 35 simba, 36 tsymisyvatomifanongoa |
| Tous les mots composés | 377 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 38 rava, 39 vara |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|