Entrée ravana (rava)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Fongorina, levonina: Noravana ilay tamboho tetsy atsimo tetsy
¶ Vahana, saratsarahina: Noravany aloha ilay famantaranandro mao namboariny indray
¶ Alefa; asaina miparitaka, mihahaka: Noravana tamin' ny efatra ny mpianatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be ruined; to be torn down; to be dismissed (of a meeting) [Hallanger 1973]
Définition française qu'on démolit, qu'on détruit; qu'on lève (séance) [Hallanger 1974]
Morphologie 
ravana
ravako
ravanao
ravany
ravantsika
ravanay
ravanareo
ravan'
ravan-
ravam-
rava-
noravana
noravako
noravanao
noravany
noravantsika
noravanay
noravanareo
noravan'
noravan-
noravam-
norava-
horavana
horavako
horavanao
horavany
horavantsika
horavanay
horavanareo
horavan'
horavan-
horavam-
horava-
ravao
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/08/16