Entrée mandrava (rava)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan' i Toamasina ilay rivo-doza tamin' ny 3 marsa 1927
¶ hevitra an' ohatra: Ny ahiahy mazàna mandrava fihavanana
¶ Mamaha, manasaratsaraka: Mandrava fiarakodia
¶ Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to ruin, to destroy; to tear down; to dismiss a meeting [Hallanger 1973]
Définition française ruiner, démolir; lever une séance, une réunion [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandrava
nandrava
handrava
mandravà
Mots composés, titres, noms 
Exemples Ary rahefa vita ny vaky volo dia mandrava trano izay atao lapa hamorana. [Callet: Tantara, page 81]
Citations 

Entrée mandravà (rava)
Partie du discours impératif du verbe actif mandrava [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]

2013/03/27