Entrée mirava (rava)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa
¶ Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka
¶ Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana
¶ Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro, [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to break up (of a meeting) [Hallanger 1973]
Définition française se séparer; se disperser après une réunion [Hallanger 1974]
Morphologie 
mirava
nirava
hirava
miravà
Mots composés, titres, noms 

Entrée miravà (rava)
Partie du discours impératif du verbe actif mirava [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/05/07