Entrée hirava (rava)
Partie du discours futur du verbe actif mirava
Exemples 
1Ary tampimasoandro no atao vao izay no hirava ny vahoaka. [2.48]
2Nony hirava ka nampiditrany entany ilay ankizy, tsy tao intsony ny vola. [2.472]

Entrée Hira va?
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Auteur Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1948
Vocabulaire 
Tableaux et planches Tous les titres

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/02