Entrée (1/2) | 1 rambon-damba |
Mots élémentaires | 2 rambo, lamba |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] ny vola entina mitsapa alahelo ny mana-manjo. Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana, raha toa ka efa voalevina ny razana no tonga mamangy (efa voalevina mifono lamba ny maty, ka ny famangiana manaraka aty aoriana dia toy ny rambo manaraka ny lamba). (Jer. koa: ranombary tsy masaka, solontsosoa, fao-dranomaso, kofehy, solon-kofehy, zara levenana) |
Explications en anglais |
5 [1.7] a gift brought at the time of a funeral |
Explications en français |
6 [1.8] participation financière apportée à un enterrement |
Exemples |
7 Sasao madio dia madio ny fery, dia alaina ny fangoka (rambondamba) sy ny lavenon-dambarano sy ny kelihomandrà (bozaka mandady tahaky ny sofin-totozy), ahandroina ny vary sosoa ridritra atao aman-dravina atao mahamay; [2.48] |
Vocabulaire |
8 Etiquette |
Entrée (2/2) | 9 rambon-damba |
Mots élémentaires | 10 rambo |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en anglais |
12 [1.2] The fag-ends of a cloth, the thread left unwoven. 13 [1.7] the end of a piece af weaving |
Explications en français |
14 [1.8] frange au bout d'une étoffe qu'on tisse |
Vocabulaire |
15 Economie: vêtements |
Mis à jour le 2023/06/11 |