|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kofehy
Radical  2  fehy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Zavatra amehezana na anjairana, ka mety ho taretra fanjairana izay, na tady mahazaka, na tady kely amehezana entana [1.1]
Explications en anglais  5  string. [1.2]
6  string thread [1.7]
Explications en français  7  fil, ficelle [1.8]
8  fil [1.13]
9  (dans toute l'île) (de ko- préfixe augmentatif, et fehy : action de lier, d'attacher). Nom général des fibres et des écorces qui en fournissent. Surtout réservé aux fibres de corderie. Pour les fibres textiles, on précise kofehy azo tenomina. Voir l'étude de P. Boiteau et G. Rason : Ny zavamaniry ahazoana kofehy azo tenomina. (Les plantes à fibres textiles de Madagascar) dans la revue en langue malgache : teny soa sy mpamafy n° 30 juin 1943, p. 90-94, en langue malgache. [1.196]
Exemples  10  Matokia manenona, fa tsara kofehy hanenjana. [2.346#23]
11  Ary ny vololony nozahany ka misy kofehy mafy. [1.436#]
Tous les mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot kofehy
Article  21  Randzavola: kofehy ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)22  kofehy
Radical  23  fehy
Partie du discours  24  nom
Explications en malgache  25  Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (Jereo koa: ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) [1.1]
Synonymes  26  solonkofehy

Anagrammes  27 fohike, 28 hofike, 29 kofehy

Mis à jour le 2025/09/12