|
|
|
|

Entrée1  zara levenana
Mots élémentaires  2 zara, 3 levenana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12