|
|
|
|

Entrée1  fao-dranomaso
Mots élémentaires  2 faoka, 3 rano, 4 maso
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 Vola famangiana omena ny tompon' alahelo raha mbola eo am-bohitra ny razana (tsara homarihina fa mbola misy anarana hafa omena ny vola famangiana amin' io fotoana io, toy ny hoe solon-tsosoa, ranombary tsy masaka, fa anarana hafa kosa no iantsoana ny vola famangiana amin' ny fotoana hafa: kofehy, solon-kofehy, rambondamba, zara levenana). [1.1]
Explications en anglais  7 [ranomaso, tears.] A present given to the near relatives of a deceased person.. [1.2]
Exemples  8  ny velona ampisotroinareo ranombary sy omena fao-dranomaso ary otroninareo, omen-kaja sy omem-boninahitra. [1.370#63]
9  Ny hafa kosa, raha vao mandre ny manjo, dia midodododo mamangy ka ny vola omena amin' izany dia solon-tsosoa na ranombary tsy masaka na koa faodranomaso [2.436#]

Mis à jour le 2025/09/12