Entrée raikitra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana
¶ Vita, tapakarehefa nodinihina sy nifénarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra
¶ Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra
Mitovy hevitra: angarangidina ~ finari-bava ~ mandry ivohon'ny vato ~ mandry mitsilany ~ maty paika ~ tapaka ~ tarangana ~ vita ~ vonobaibona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces. [Richardson 1885]
   sticking to something; agreed to [Hallanger 1973]
Définition française   attaché, collé, joint
¶ conclu, réglé, décidé
¶ conforme, juste [Abinal 1888]
   collé, attaché
¶ agréé, sur quoi on est d'accord [Hallanger 1974]
Exemples  
1Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [Andraina: I Vola, page 7]
2Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 153]
Dérivations  
Morphologie  
raikitra
raiki-
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2016/09/13