|
|
|
|

Entrée1  fandraiketana
Radical  2 raikitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fametahana: Fandraiketana sary amin' ny rindrina
5 Fanapahana, famaranana: Raina ny fandraiketana haingana izany raharaha izany. / Anio no fandraiketana ny datin' andro hanaovana ny mariazinareo [1.1]
Explications en français  6 scellement, liant, fixation [1.13]

Mis à jour le 2025/09/12