| Entrée | 1 andraikitra |
| Radical | 2 raikitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon' antoka aminy: Andraikitry ny ray aman-dreny ny mamelona ny zanany
5 adidy [1.1] 6 izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata 7 mifehy sy ny anjara asany [1.13] |
| Explications en anglais |
8 something held in one's charge, that for which one is responsible. See raikitra, and adidy.
[1.2] 9 responsibility; a charge; [1.7] |
| Explications en français |
10 responsabilité, charge
[1.8, 1.13] 11 rôle [1.13] |
| Exemples |
12 Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny
[2.470]
13 Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana [2.472] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 19 3 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 20 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|