|
|
|
|

Entrée 1  andraikitrareo
Radical  2 raikitra
Partie du discours  3  nom andraikitra et pronom
Explications en français  4 par vos soins [1.13]
Exemples  5  Fa tokony hahasolo ahy angaha, no navelany ho andraikitrareo. [2.298#50]
6  Fa indro Ilaidama fa raha adala io, tsy tokony hanjaka ary tsy nomen' Andriamanitra antsika, fa tokony hahasolo ahy angaha ka navelany ho andraikitrareo. [2.528#24]

Mis à jour le 2026/02/26