Entrée miandraikitra (andraikitra (raikitra))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miantoka, manana adidy amy: Iza no miandraikitra ny fandrosoan' ny firenena? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be responsible for, to have in charge. [Richardson 1885]
 to be responsible for [Hallanger 1973]
Définition française avoir la charge, la responsabilité de [Hallanger 1974]
Exemples Angamba miaramila miandraikitra ny fiambenana ny tranomilina io. [Andraina: Mitaraina, page 209]
Morphologie 
miandraikitra
niandraikitra
hiandraikitra
miandraiketa

2012/07/19