|
|
|
|

Entrée1  tarangana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin' iny.
4 (teny iray ihany amin' ny Tangarana fa nisy fifamadiham-baninteny). [1.1]
Exemples  5  Ny sandry havian' ilay mpiasa no voa ary tapaka tarangana. [2.472]
Synonymes  6 tangarana
Tous les mots composés  7 tapaka tarangana

Anagrammes  8 tangarana, 9 tarangana

Mis à jour le 2025/11/09