Entrée (1/2) | 1 rafitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fiasanany hazo hanaovana fanaka, trano: Anisan' ny taozavatra ilaina tokoa ny rafitra Fomba iasana ny hazo mba hanaovana azy ho fanaka, trano...: Tsara rafitra ity latabatra ity Fikambanan' ny zavatra maro ho tenan-javatra iray: Mahatalanjona ny rafitry ny tenan' ny olombelona Fitaovana fanaovana rafitra: vankona, raboha, dalompy, tsofa, didiravina, homamanta, tantanana, famoalaka, torosy, tandra, fandraka (fandradahy, fandrabavy), vahoho, fively, fively fandraka, filamatra, hazomahitsy, famaky, tsimaka, lamisy, rivodahy Fomban-drafitra: am-panoa, andahiny, ambaviny, barazedra, sokitra, torihisatra, koronosy, fehimbarika, filiro, saridiseza [1.1] |
Explications en anglais |
4 carpenter's work, masonry, brickwork [1.2] 5 construction work, a construction; carpentry [1.7] |
Explications en français |
6 ouvrage de charpenterie, de menuiserie, de maçonnerie, de mécanique, ajustage des pièces d'un même tout, construction d'un ouvrage, d'une maison, d'un pont, d'une machine [1.3] 7 menuiserie; construction, charpente [1.8] |
Exemples |
8 miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471]
|
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 27 20 combinaisons de rafitra |
Proverbes | 28 Proverbes contenant le mot rafitra |
Entrée (2/2) | 29 rafitra |
Partie du discours | 30 adjectif |
Explications en malgache |
31 Manomboka: Tamin' izay, rafitra ny ady Raikitra: Rafitra ady Isambilo sy Ibalita Mikatroka... avy hatrany, ombika: Rafitra nifampitolona izy roa lahy. [1.1] |
Explications en anglais |
32 at variance, broken out, as a quarrel [1.2] |
Explications en français |
33 qui en vient aux mains, qui entreprend un travail, qui s'y applique: Tamin' izay rafitra ny ady (Alors la bataille, la dispute commença) ~ Rafitra ady izy roa vavy (Ces deux femmes commencent à se disputer) ~ Rafitra nifamono izy roa lahy (Ces deux individus se mirent à se battre) ~ Rafitra amin' ny asa izy roa lahy (Ils travaillent tout de bon tous les deux) [1.3] |
Exemples |
34 rafitra tamin' ity herinandro ity ny ady amin' ny Frantsay sy ny Alemana, ary koa amin' ireo firenena anman' ny ankilany sy andaniny avy.
[2.472]
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 36 faratry, 37 faritra, 38 firatra, firàtra, 39 rafitra, 40 rifatra |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |