|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  -drafitra
Partie du discours  2  forme morphologique de rafitra
Exemples  3  Lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo [2.285#137]

Entrée (2/2) 4  drafitra
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 Tsipika manoritra an-tsary ireo fizarazarana na faritra samihafa amin' ny tanana, na trano na masinina iray
7 Soritsoritry ny hevitra velabelarina ao anatin' ny lahatsoratra iray izay alahatra araka ny heverina ho mahamety azy: Moa misy drafitra nosoritan' ny mpanoratra raha nanao io lahatsoratra io izy? [1.1]
8 vinavina voafaritry ny hotratrarina, ny enti-manana ary ny fotoana [1.13]
Explications en français  9 plan, planning [1.13]
Exemples  10  Natolotry ny Résident an-dRainilaiarivony io drafitra io tamin' ny 18 Oktobra. [2.508#550]
Synonymes  11 planina
Combinaisons  12  6 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Mis à jour le 2026/02/26