|
|
|
|

Entrée1 mandrafitra
Radical  2rafitra
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Manamboatra zavatra amin' ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa hazo...: Tsy mbola mahay mandrafitra izy.
5Manorina: Rakoto no nandrafitra ilay tetezana atsy atsimo atsy.
6Manao, mamorona: Mahay mandrafitra lakana tsara ianao izany.
7Mandahatra, mampiady: Mahay mandrafitra vato voapaika aoka izany izy. [1.1]
Explications en anglais  8to do carpenter's, mason's, or bricklayer's work. Mostly used of carpenter's work.. [1.2]
9to construct; to do carpenter work. [1.7]
Explications en français  10construire, ajuster le bois. [1.8]
Exemples  11 Io fitotonganana io dia ho hita manerana ny singa mandrafitra azy rehetra. [1.384#]
Morphologie 
12 Présent :
13 Passé :
14 Futur :
15 Impératif :
Tous les mots composés  16mandrafitra ady
Proverbes  17 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  18 mandrafitra, 19 mandrifatra

Mis à jour le 2025/11/02