|
|
|
|

Entrée (1/3)1  otrika
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Botanique
Explications en malgache  4  Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. [1.1]
Explications en français  5  Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique. [Merina] [1.196]
Morphologie 
6  Simple :
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot otrika

Entrée (2/3)13  otrika
Partie du discours  14  nom
Vocabulaire  15  Zoologie: oiseaux
Explications en malgache  16  Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho [1.1]
Explications en français  17  petite poule d'eau [1.54]
Exemples  18  Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]

Anagrammes  19  ikotra, itroka, kitrao, kotria, okitra, otrika, rotika, tiorka, trioka

Mis à jour le 2024/01/09