Entrée aotrika (otrika)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako
¶ (voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto
¶ Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be ripened artificially [Hallanger 1973]
Définition française qu'on mûrit artificiellement [Hallanger 1974]
Morphologie 
aotrika
aotriko
aotrikao
aotriny
aotritsika
aotrikay
aotrikareo
aotrik'
aotri-
naotrika
naotriko
naotrikao
naotriny
naotritsika
naotrikay
naotrikareo
naotrik'
naotri-
haotrika
haotriko
haotrikao
haotriny
haotritsika
haotrikay
haotrikareo
haotrik'
haotri-
aotreho
Citations 

2012/10/23