| Entrée (1/2) | 1 fiotrehana |
| Radical | 2 otrika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fipetrahana amin' ny toerana mafana mba ho masaka: Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny akondro ato amin' itỳ efitra itỳ?.
5 Fihibohana an-trano. [1.1] |
| Entrée (2/2) | 6 fiotrehana |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 fotoana eo anelanelan'ny fidiran'ny mikrôby sy ny fitrangan'ny aretina.
[1.13] |
| Explications en français |
9 incubation.
[1.13] |
| Vocabulaire | 10 Santé |
| Anagrammes | 11 fiotrehana, 12 firotehana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|