Entrée fanotrehana (otrika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona
¶ fanaovana (voankazo) amin' ny toerana tsy azondrivotra mba ho masaka
¶ fampierena (miaramila) [Rajemisa 1985]
Définition française l'action de faire mûrir, le lieu [Abinal 1888]
Citations 

2016/03/30