Entrée mitsinjo (tsinjo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitazana lavitra avy amin' ny toerana ambony: Mitsinjo ny eny an-tsaha rehetra eny izahay
¶ Manatrika: Tsy tsara, hoy ny Ntaolo, ny manorin-trano mitsinjo vava lohasaha
¶ Mitandrina, miambina: Mitsinjo sy mitahy ny velona ve ny Razana?
¶ Mikarakara: Tokony hitsinjo ny ho avintsika isika dieny izao.
Mitovy hevitra: mandala ~ miahy ~ misaingy ~ mitandrina ~ mitandro ~ mitsimbina [Rajemisa 1985]
 mihevitra ny ho avy [SLP 1986]
Définition française prévoir [SLP 1986]
Morphologie 
mitsinjo
nitsinjo
hitsinjo
mitsinjova
Mots composés, titres, noms 
Exemples Ny fanendasana sy ny fampirimana an-tsobika no tonian-dahasa ny alarobia tontolo sy ny alakamisy tsy ahita-mitsinjo olona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 33]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot mitsinjo (1): Mitsinjorano

Entrée Mitsinjo (mi-, tsinjo)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie tsinjo

Entrée Mitsinjo (mi-, tsinjo)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie tsinjo
Illustrations 

2013/07/29