| Entrée | 1 tsinjo |
| Partie du discours | 2 participe |
| Explications en malgache |
3 Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin' ilay maizim-bava vilany iny.
4 hita avy amin' ny toerana ambony: Tsinjoko ery an-dohasaha ny ondrinareo miraoka ahi-maitso. 5 Tazana lavitra: Tsinjonao ve iry vato mandondona be iry? Any ambadik' iny no misy ny any aminay. [1.1] |
| Explications en français |
6 Aperçu, regardé de haut en bas, au loin: Tsinjoko eny an-tsaha ny ombiko (J’aperçois mes bœufs dans la campagne) ~ Tsinjoko teny an-dalambe izv ilay efa maizimaizina iny ny andro (Je l’ai aperçu sur la route à l’entrée de la nuit).
[1.3#780] |
| Exemples |
7 Analakely tomefy vahoaka anefa no tsinjo ary vahoaka minia tsy mahalala ny hamafin' ny toetr' andro noho ny antom-pivelomana manery sy mahazaka maniriraka.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 28 13 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 29 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|