Entrée mitandrina (tandrina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampifantoka ny saina amin' ny zavatra iray ka manao izay rehetra azo atao mba tsy hisy hahavoa ny tena amin' izany: Mitandrema tsara rehefa mihazakazaka sao potraka
¶ Miambina olona, manara-maso izay ataony: Tovolahy kely iny no nitandrina ny mpianatra ka nolalaoviny fotsiny
¶ Mikarakara, manolokolo, mikajakaja: Aoka tandrina ity boky ity ohatra ny anakandriamaso ianao
Mitovy hevitra: mahakandikandy ~ mahavatra ~ manolokolo ~ miahy ~ mikajy ~ mikarakara ~ mikojakoja ~ mikolokolo ~ mikononkonona ~ mitaiza ~ mitity ~ mitsabo
¶ Manaraka, manatanteraka: Izay te ho voavonjy, aoka hitandrina ny didy
Mitovy hevitra: miambina ~ miandry ~ miaro
Mitovy hevitra: mandala ~ misaingy ~ misoroka ~ mitandro ~ mitsimbina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to take care of; to look after; to be careful [Hallanger 1973]
Définition française prendre soin de, surveiller; avoir soin [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitandrina
nitandrina
hitandrina
mitandrema
Exemples Aleo mitandrina ihany fa loza izay teo izay. [Andraina: I Vola, page 69]
Citations 

2014/11/01