Entrée mitandro (tandro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitandrina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana): Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý ~ Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an' izany [1.1]
Explications en anglais To be careful with things [1.7]
Explications en français Faire attention à être attentif à [1.8]
Morphologie 
Présent : mitandro
Passé : nitandro
Futur : hitandro
Impératif : mitandrova
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/18