|
|
|
|

Entrée 1  misy
Radical  2 isy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody
5 Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany
6 Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny
7 Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso [1.1]
Explications en anglais  8 there is, there are [1.7]
Explications en français  9 il y a, il y en a [1.8]
Exemples  10  Lazao raha misy mahalala e! [2.472#120]
11  Tsy misy fiarakodia, ary ny lalana tsy misy rahateo. [2.471#29]
12  misy mangalatra ny volintsika, hoy izy. [2.470#59]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Analogues  17  baibo, 18  fondrana, 19  kaondrana, 20  nahafahana, 21  ondranondranana, 22  tangoarara
Combinaisons  23  73 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot misy
Proverbes  24  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/03/07