| Entrée | 1 ondranondranana |
| Radical | 2 ondranondrana |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny?.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 silly, half-witted..
[1.2] |
| Exemples |
6 Kanjo nony nibaribary ny marina, adala sy ondranondranana teo anoloan' ny zava-bita ny mpanangan-tsaho.
[2.5#]
|
| Synonymes | 7 ondranana |
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|