Entrée isy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona).
Mitovy hevitra: kapoka iray ~ katroka iray ~ lasitra iray ~ navela tao ~ tsy misy fankaiza ~ tsy misy ivoasana [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée isy
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana): Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   alas! no! [Hallanger 1973]
Définition française   hélas! non! [Hallanger 1974]

Entrée isy
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanala] nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay) [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] nofo [Rakotosaona 1972]
Synonymes   hisy

Mis à jour le 2017/04/02