Entrée aisy
Partie du discours interjection [liste]
Définition malgache Teny enti-maneho tsy fankasitrahan-lavatra iray, na fandavana mihitsy: Aisy! mandehana ianao mandeha any. ~ Aisy! tsy miditra amin' izany raharaha maizina izany aho [Rajemisa 1985]
Définition anglaise no! A word expressing dislike and grief. Esy is also used. [Richardson 1885]
 expressing regret or disappointment; oh no! [Hallanger 1973]
Définition française qui exprime le regret ou la déception ; hélas, malheureusement. [Hallanger 1974]
Dérivations 

Entrée aisy (isy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache  [Taisaka] mametraka [Rakotosaona 1972]
 Atao amin' ny...: Vongan-tsira lehibe angaha no naisinao ny laoka no mangeroka tsy azo hanina itỳ izy? [Rajemisa 1985]
Morphologie 
aisy
aisiko
aisinao
aisiny
aisintsika
aisinay
aisinareo
aisin'
aisin-
aisim-
naisy
naisiko
naisinao
naisiny
naisintsika
naisinay
naisinareo
naisin'
naisin-
naisim-
haisy
haisiko
haisinao
haisiny
haisintsika
haisinay
haisinareo
haisin'
haisin-
haisim-
aisio

2011/12/09