|
|
|
|

Entrée1  fisiana
Radical  2 isy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasy, fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona". [1.1]
Explications en français  5 existence. [1.13]
Vocabulaire  6  Philosophie

Anagrammes  7 fanisia, 8 fisaina, 9 fisiana

Mis à jour le 2025/09/12