|
|
|
|

Entrée (1/5)1  misorona
Radical  2  sorona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot misorona

Entrée (2/5)10  misorona
Radical  11  sorona
Partie du discours  12  verbe actif
Explications en malgache  13  Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [1.1]
Exemples  14  Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [2.470]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot misorona

Entrée (3/5)21  misorona
Radical  22  sorona
Partie du discours  23  verbe actif
Explications en malgache  24  Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [1.1]
Explications en anglais  25  to be discreet [1.7]
Explications en français  26  être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [1.3]
27  être discret [1.8]
Morphologie 
28  Présent :
29  Passé :
30  Futur :
31  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  34  Proverbes contenant le mot misorona

Entrée (4/5)35  misoroña
Partie du discours  36  verbe actif
Explications en malgache  37  mivavaka [Tambahoaka] [1.78]
38  mangataka, mivavaka [Tanosy] [1.78]

Entrée (5/5)39  misoròna
Radical  40  sorona
Partie du discours  41  impératif du verbe actif misorona [Liste complète]
Explications en malgache  42  [1.1]
Explications en français  43  [1.3]

Anagrammes  44  isoronam, misorona, misoroña, misoròna, nirosoam, Nosimaro, somorina

Mis à jour le 2023/05/24