Entrée (1/2) | 1 milaza (laza) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 manambara hevitra na zava-miseho na baiko na hafatra amin' ny alalan-ny fitenenana; manambara, mitantara, mandidy, manafatra, miresaka, mampahafantatra, mampahalala, manome teny, manome baiko, amin-ny alalan-ny fitenenana. Indro izaho milaza teny soa mahafaly aminareo... [1.10] 4 mampahalala zavatra amin' ny alalan' ny teny na soratra: Hilaza zava-baovao mahatalanjona aminao aho 5 maneho ny hevitry ny tena: Nilaza izy fa ho tonga 6 mamoaka ampahibemaso: Nilaza ny lehiben' ny governemanta fa izay tratra mangalatra omby dia hofaizina mafy 7 mitory, manambara: Efa mahay mandainga Ikotokely; milaza izany fa efa vory saina ny adalalahy 8 mitantara: Latsa-dranomaso izy nilaza ny zava-nitranga tamin' ny 13 mey [1.1] |
Explications en anglais |
9 to tell, to say, to inform; to report, to tell off, to refer to [1.2] |
Explications en français |
10 dire [1.3, 1.5] 11 publier, annoncer, déclarer, signifier, narrer [1.3] |
Exemples |
12 Ary tandremo sao mandositra à, milaza aho izany [2.470] 13 milaza ianao fa tia ahy, hoy izy nony ela [2.471] 14 Misy olona milaza fa ny asam-pambolena dia sahala amin' ny asa rehetra ihany [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 19 manao tsy lian-tsofina, mitory, maneho, mamosaka, mamboraka, manaboraka, mamaky volana, mitantara, mitanisa, mamisavisa, miventy |
Mots composés |
|
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot milaza |
Entrée (2/2) | 25 milazà (laza) |
Partie du discours | 26 impératif du verbe actif milaza |
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot milazà |
Tableaux et planches |
28 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 29 milaza, milazà, milaza, milazà |
Mis à jour le 2024/02/25 |